Dikan'ny teny : paritra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fizarazan'ny feo amin'ny hira; feo voalohany, feo faharoa, torebiny... - F.-p.: Diso paritra: tsy mitana ny anjara paritry ny te-na fa mangalatra ny an'ny hafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel