Dikan'ny teny : pasohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (pasoka) mt. ih. (pasohy): Lamaina, tsindriana amin'ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra. • h. i.: Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka uao mihaona amin'ny lehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel