Dikan'ny teny : pasoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fltafiana amin'ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa ary tsindriana eo amboniny. I t.i.f.: Pasohina, apasoka, voapasoka, panapasoka 1 mipasoka, fipasoka, mpipasoka / ipasohana, fipasohana / mahapasoka 1 pasopasoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel