Dikan'ny teny : pataloa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, pantalon) a.: Akanjo ambany fitondran'ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin'ny valahana, ary mivady amin'ny palitao. - t.i.f.: Mipataloa, fipataloa, mpipataloa 1 ipataloavana, fipataloavana, ipataloana, fipataloana 1 mahapataloa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel