Dikan'ny teny : patraka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Patrapatraka a.: Feon-javatra vaventiventy miara-mikorotsaka; fikatraka zavatra mitete mahalankalana. - t.i.f.: Patrapatrahana, voapatraka (voapatrapatraka) 1 manapatraka, fanapatraka, mpanapatraka / anapatrapatrahana, fanapatrapatrahana, / mipatraka, fipatraka, mpipatraka 1 ipatrapatrahana, fipatrapatrahana. b Ohatra: patrakala= filatsaky ny rano sisa navelan'ny orana Eny amin'ny ravikazo n'a ratsankazo Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel