Dikan'ny teny : patrapatrahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (patrapatraka) mt. ih. (patrapatraho): Entimilaza olona na zavatra ianjerana vongan-drano: Nialoka teo ambody hazo iray izahay ka nopatrapatrahan' ny orana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel