Dikan'ny teny : patsa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'orana madinika kely ary ffhinana: Misy patsa mena sy patsa fotsy. • p.t.: Entina milaza koa ny zazavavy madinika sy kely reny, - F.-p.: Rom-patsa: anarana ilazana ny vola famangiana omena ny mpifana vao tarabao. / Takalom-patsa vidimpihinanana: enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon'ny soa nataony taminao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel