Dikan'ny teny : patso

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) a.: Daba velezina miaraka amin'ny langorony amin'ny fanaovana morengy. a.: fitenim-paritra iantsoana ny fanitso: Mitafo patso io trano io Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel