Dikan'ny teny : pelaka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Pelapelaka p. t.: Fisaka sy Inhibe, manify ary mivelatra (toy ny ravina ravina-la na afontsy na saonjo). - t.i.f.: Pelapelahina, apelapelaka, voapelaka 1 manapelaka, fanapelaka, mpanapelaka 1 anapelapelahana, fanapelapelahana / mipelaka 1 mahapelaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel