Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : penimpenina
a.: Fivezivezena ets? sy er? mitady zavatra, na taitra ka tsy mahita izay horaisina na han dosirana. i tif: Apenimpenina, penimpenina, tafapenimpenina 1 mipenimpenina, fipenimpenina, mpipenimpenina 1 ipenimpenenana, fipenimpenenana 1 mahapenimpenina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha