Dikan'ny teny : penina

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. pen) a.: Vy kely fanoratana amin'ny ranomainty: Lelam-penina: ilay vy kely fanoratana mihitsy; tahom-penina: ny hazo na metaly lavalava misy varombo idiran'ny lelam-penina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel