Dikan'ny teny : penjy

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy. - t.i.f.: Apenjy, penjena, voapenjy. Ahitsio
2 a.: Karazan'ahitra fanao satroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel