Dikan'ny teny : pepoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (pepo) mt. ih, (pepoy): Asiana lempona, atao pepo: Adala mihitsy i Soa kely: nopepoiny tamin'ny vato ny sininy. ? h.o.: Tsy avala hitraka, tsy avala handroso: Aza pepoina ny tanora fa avela izy hivelatra amin' ny maha-izy azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel