Dikan'ny teny : peratra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Masom-by na metaly hafa (volafotsy, volamena) atsofoka amin'ny rantsantanana mba hatao firavaka na ho mari-pomba misy heviny sy dikany: Peratry ny fifamofoana; peratry ny mariazy. - t.i.f.: Miperatra, fiperatxa, mpipexatra / iperatana, fiperatana f mahaperatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel