Dikan'ny teny : petra-dango

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fomba nanaovana ny lango. (Raha vao nanomboka ho mena reny ny vary eny an-tanimbary, dia niotazan'ny olona ha-tao lango, ka ny sasany nentina hisaorana an'Andriamanitra Andriananahary, ary ny sasany kosa hanaovan'ny ankizy sambasamba). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel