Dikan'ny teny : piaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. na a.: Tapaka, feo heno mikepoka amin'ny fahatapahan'ny hazo mailla na fifandonan'ny zavatra roa mifampikasika. - t.i.f.: Piahina, voapiaka / manapiaka, mamiaka, famiaka, mpamiaka / amiahana, famiahana f mipiaka, fipiaka, mpipiaka / ipiahana, fipiahana / mahapiaka / piapiaka. - F,-p.: Piaka ampinga: fikapohana ampinga sy fampandihizana azy ho marika fanehoan-kafaliana. / Manao piaka: milalao karatra. / Pia-koho: feon'ny hoho ampifampisakohina amin'ny hoho ha-fa iray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel