Dikan'ny teny : piano

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. piano) a.: Zavama- neno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy fa ny fikapohana ny fitendrena izay mifandray amin'ny tadim-peo mikarantsana tsirairay avy: Mitendry piano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel