Dikan'ny teny : pilaka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Pilapilakap.t.: Jejojejo mba hanaitra ny mason' ny lehilahy. - t.i.f.: Apilapilaka / mipilapilaka, fipilapilaka, mpipilapilaka / ipilapilahana, fipilapilahana ( mahapilaka na mahapilapilaka / mitsipilaka. ΒΆ M.h.: Jejo, jefy, jila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel