Dikan'ny teny : pindy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanapitihana zavatra amin'ny fanondro izay aforitra amin'ny ankibe ka atsotra tampoka sy mafy. - t.i.f.: Pindina, voapindy / manapindy, fanapindy, mpanapindy / anapindiana, fanapindiana ) mahapindy / pindipindy. ΒΆ M.h.: Tsipindy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel