Dikan'ny teny : pintsana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Pintsampintsana p. t.: Olona keliray na kelireny fa kinga;maivamaivana sy mailaka. - t.i.f•: Mipintsana, mipintsampintsana / fahapintsana, fahapintsampintsana, hapintsana, hapintsampintsana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel