Dikan'ny teny : pitsohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (pitsoka) mt. ih. (pitsohy): (taolana) Esorina amin'ny toerany, • (varavarana) Vohana an-terisetra tsy misy fanalahidy: Pitsohy ity varavarana ity fa very ny fanalahidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel