Dikan'ny teny : pizina

Hampiditra dikany vaovao
1 (py) mt. ih. (pizo): A-naovana baiko amin'ny maso: Nopiziko maso izy vao nangina fa saika mbola hiteniteny be tao. - F.-p.:Tsy nopizin-tory:tsy nahita tory. * Ohab.: Axa pizina ny teny fa manana elatra, ka raha pizina manidina: enti-milaza ny tsy tokony hanaitairana ny teny ataon'ny olona, fa raha taitra eo, dia very ny fitohizan'ny teny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel