Dikan'ny teny : planety

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. planète) a.: Ireo vongana goavana — anisan' izany ny tany — entin'ny herin'ny masoandro manodidina azy ary mandray hazavana avy aminy: Misy sivy ny planety fantatra hatramin' izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel