Dikan'ny teny : pne

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. pneu) a.: Fingotra mafy vita boribory misy fingotra manify mibontsin-drivotra ao anatiny, fanaovana kodiaran'ny fiarakodia sy ny fiaramanidina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel