Dikan'ny teny : poety

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. poète) a.: Mpanao na mpanoratra poezia: Iza no poety ankafizinao indrindra? ? Enti-milaza koa ny olona manao fitenenana feno sarisary ary mampamelovelo: Lasa poety indray i zokilahy izany! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel