Dikan'ny teny : poirina

Hampiditra dikany vaovao
1 (poitra) mt. ih. (poiro): Loarana avy any anaty zavatra mba hiseho: Poiro amin'ny fangady io vato io. * Esorina amin-kery: Poirina ny hidin-trano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel