Dikan'ny teny : polaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Milefitra, miforitra (jer. Folaka). * t.i.f.: Polahina, apolaka, voapolaka, tafapolaka / manapolaka, fanapolaka, mpanapolaka / anapolahana, fanapolahana / mipolaka, fipolaka, mpipolaka J ipolahana, fipolahana / mahapolaka 1 polapolaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel