Dikan'ny teny : polena

Hampiditra dikany vaovao
1 na Polesina (poly) rat. ih. (poleso): Poriporetina, fozafozaina amin'ny rantsantanana: Raha polesina ny ravin-drarnbiazina, mandraraka fofona manitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel