Dikan'ny teny : polimielita

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. polimyƩiite) a.: Aretina avy amin'ny virosy iray izay mamely ny sala mpampihetsika eo amin'ny tendron'ny tsokan-damosina ka mety hahatonga fahalemen-drantsambatana, indrindra ny rantsambatana ambany;lefakozatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel