Dikan'ny teny : politetse

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) p.t.: Latsaka na mivoaka avy amin'ny elanelan-javatra na mitete toy ny fotsimbary entina amin'ny harona makarakara. - t.i.f.: Manapolipotse na mamolititse, mampamolititse. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel