Dikan'ny teny : poloney

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. polonais) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Polonina: 0-lona mahery fo ny Poloney, 1 p.t.: Momba an'i Polonina, an'i Polonina na avy any Polonina: Sambany nisy Papa poloney tamin'ity taonjato ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel