Dikan'ny teny : polopolorina

Hampiditra dikany vaovao
1 (mt, ih),: Tsy fampiasa raha tsy amin'ireto fomba fiteny ireto: Tsy hita polopolorina: tsy metY ho hita na manao ahoana na manao ahoana; tsy taka-polopolorina:lalina tsyvoasain-' tsaina, tsy misy fetra, tsy misy farany. ΒΆ M.h.: Tsy taka-pesipesenina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel