Dikan'ny teny : pondy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Pondipondy a.: Fandraisan-javatra amin'ny ta-nana izay poriporetina na fenjafenjaina; poly. - t.i.f.: Pondena, pondipondena, apondipondY,voapondipondy / mamondipondy, famondipondy, mpamondipondy / manapondipondY, fanapondipondy, mpanapondipondy / amondipondena, famondipondena / mahapondipondy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel