Dikan'ny teny : poriatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandosirana, fitsoahana; ny fifantsitsiran'ny rano na fotaka izay voaporitra ao anaty tanana. - t.i.f.: Aporiatra, tafaporiatra / manaporiatra, fanaporiatra, mpanaporiatra / anaporiatana, fanaporiatana / miporiatra, fiporiatra, mpiporiatra / iporiatana, fiporiatana 1 mahaporiatra 1 poriadriatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel