Dikan'ny teny : poritsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahalatsahan-javatra tsy voatazona fa malama; fikorotsahana na fianjeran-javatra nafenina tany amin'ny tena; fandosirana na fidifiana na fialana an-tsokosoko mba tsy ho lifta. - t.i.f.: Aporitsaka, voaporitsaka 1 manaporitsaka, fanaporitsaka, mpanaporitsaka 1 anaporitsahana, fanaporitsahana / miporitsaka, fiporitsaka, mpiporitsaka / iporitsahana, fiporitsahana 1 mahaporitsaka / poritsadritsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel