Dikan'ny teny : pororoatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hafenoana misy mihoatra betsaka; fiarahana maro manao rodobe sady aharenesana rodorodo. - t.i.f.: Apororoatra, tafapororoatra 1 manapororoatra, fanapororoatra, mpanapororoatra / anapororoatana, fanapororoatana 1 mipororoatra, fipororoatra, mpipororoatra 1 ipororoatana 1 fipororoatana 1 pororoadroatana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel