Dikan'ny teny : portogay

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. portugais) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Portogaly: Mifanila tany ny Espaniola sy ny Portogay. 1 p.t.: Mikasika an'i Portogaly, an'i Portogaly na avy any Portogaly: Mahay teny portogay ny firenena maro any Amerika atsimo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel