Dikan'ny teny : portorikanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. Portoricain) a.: Ny firenena monina amin'ny tan y atsinanan'i Haïti: Zanatany ela espaniola ny Portorikanina. 1 p.t.: Momba an'i Porto-Rico, an' i Porto-Rico na avy any Porto-Rico: Mandray uokatra betsaka portorikanina ny E-tazonia, toy ny kafe, siramamy ary uoankazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel