Dikan'ny teny : potika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Sombina, vaky: Poti-kena. 1 p. t.: Rovitra, hotohoto, voarotika: Potika ny akanjon? avy tao anatin'ny fifanjeuoana tao. ? h.o.: Hataoko potika ialahy fa aza be lama eo. - t.i.f.: Potehina, voapotika, pinotika 1 mamotika, famotika, mpamotika; manapotika, fanapotika, mpanapotika 1 amotehana, famotehana; anapotehana, fanapotehana / mipotika, fipotika / ipotehana, fipotehana / mahapotika / potipotika, mipotipotika / mitsipotipotika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel