Dikan'ny teny : praiminisitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. prime minister) a.: Olona voatendrin' ny filoham-pirenena ho lehiben'ny governemanta; samy mahazo mitarika ny fivorian' ny governemanta, na ny filoham-pirenena (fivorian'ny minisitra no iantsoana ny fivoriana amin'izay) na ny praiminisitra (fivorian'ny kabinetra kosa no iantsoana an' izany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel