Dikan'ny teny : proma

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. na a.: Voalohany, (mahazo) ny laharana voalohany: Nahatsiaro ny kanetiny tao am-paosiny i Koto, nefa tsy nety nijanona na dia minitra iray akory aza hijerena izay kanety nahazo pro-ma (Raharolahy). ? Ny mitarika ny lalao eo am-piandohana: Mbola aorianako ialahy fa izaho ny proma. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel