Dikan'ny teny : r

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tarehintsoratra fahenina ambin'ny folo ary renisoratra faharoa ambin'ny fo-Io amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny r dia lasa dr: tapaka roa = tapa-droa; toy izany koa raha mitovona man mba hanaovana matoanteny: man+ ray =mandray, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel