Dikan'ny teny : rabevoina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? * Ohab.: Raha rainao ataonao hoe Itompokolahy dada; fa raha raiko kosa, Rabevoina rainao: enti-milaza fiangarana amin'ny fitenenana ka raha an'ny tena soasoavina, fa raha an'n- hafa bantibantina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel