Dikan'ny teny : rada

Hampiditra dikany vaovao
1 na Radarada a.: Fitenitenenam-poana tsy misy antony; firediredena. ? Fitenenana miahotrahotra. - t.i.f.: Radaradaina, aradarada, tafaradarada / mirada, firada, mpirada; miradarada, firadarada, mpiradarada I iradaradana, firadaradana / maharada / maharadarada. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel