Dikan'ny teny : rafy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran-kazo madinika. Ahitsio
2 a.: Olona manohitra ny tena, mifanao an-daniny amin'ny tena. ? Olona mifaninana amin'ny tena. ~ Vehivavy izay alain'ny vadin'ny tena ho vadiny koa: Rafivavin-dRasoa Ravao. ~ Izay maka ny vadin'ny tena: Tsy nanaiky izy raha tsy naratrany ilay rafilahiny. - t.i.f.: Arafy, rafesina, voarafy, tafarafy / mandrafy, fandrafy, mpandrafy )andra• fesana, fandrafesana I mirafy, firafy, mpiraf y / irafesana, firafesana / mampirafy / maharaf y. - F.-p.: Mampirafy iahy: manana vady lahy maro. / Mampirafy raharaha: misahana asa na raharaha maro indray miaraka. / Rafiiahy: lehilahy manimba ny vadin' ny tena. / Rafivavy: vehivavy manimba ny vadin'ny te-na. * Ohab.: Ny rafy tsy lavitra, fa ny uadin-drahalahy mitafY iambamena: enti-milaza fampitandremana mba hahay mihetsika, hahay mitondra tena, fa ny mpifaninana amin'ny tena tsy lavitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel