Dikan'ny teny : rahalahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lehilahy iray ray sy iray reny amin'ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto. — Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin'ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin'ny olona mirahavavy amin'ny vadin'ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy. - t.i.f.: Mirahalahy, firahalahy, mpirahalahy / firahalahiana. - F.-p.: Rahalahin-teny: 1) teny roa mitovy fanonona; 2) teny azo raisin amin'ny hevitra roa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel