Dikan'ny teny : rahana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza vary na voan-javatra mbola tsy tena masaka tsara ka nampangotrahina mba hahamafy ny hodiny ka hahazoana mitoto azy na hanakanana azy tsy ho vaky vazana na hitsimoka. - t.i.f.: Rahanina, arahana, voarahana / mandrahana, fandrahana, mpandrahana / andrahanana, fandrahanana / mirahana. * Ohab.: Maty indroa toa uary rahana: enti-milaza olona na zavatra tratran'ny fahavoazana in droa miantoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel