Dikan'ny teny : rahatrizay

Hampiditra dikany vaovao
1 p, mt.: Indray andro any aoriana any: Aza mamoy fo fa mbola ho sambatra ianao rahatrizay. • ppt. feh.: Rehefa... any aoriana any: Hanome fiantrana ny mahantra aho rahatrizay miasa mandray karama, hoy 1-sambilo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel