Dikan'ny teny : rahavavy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vehivavy iray reny sy iray ray amin'ny vehivavy hafa: Tia ny rahauaviny Rasoa. — Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin'ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin'ny vadin'ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. - t.i.f.: Mirahavavy, firahavavy, mpirahavavy / irahavaviana, firahavaviana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel