Dikan'ny teny : rahefa

Hampiditra dikany vaovao
1 na Rehefa ppt. feh.: Mitarika fehezan-kevitra milaza fotoana ka mazàna: a) zavatra mbola ho avy no lazainy: Rahefa tonga izy dia ento aty amiko; 2) na zavatra fanao matetika: Rahefa misaotra izy, tsy diso ny mitsikitsiky kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel